Teny iditra |
ampanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
fitoriana
[1.78]
|
| Fitoriana olona ho nanao ratsy. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Accusation in a court of justice or elsewhere; the accuser; the accusation.
See tory.
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
Accusation [1.78]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ampanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | The Austrian dollar, so called from the fancied resemblance of its device to a fern [1.2]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
ampanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A mode of plaiting women's hair on some great day of rejoicing, giving it the resemblance of fern leaves [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
ampanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Valala [1.78]
|
| [Tanosy]
Anaram-balala, sopanga
[1.78]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ampanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Karazam-javamaniry [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | Ferns in general [mal. paku.] [1.2]
|
| A fern [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fougère [1.8, 1.13]
|
| (du batak paku). Nom général des Fourgères. [1.196]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
ohotro |
Ohabolana |
|