Teny iditra ampamolahana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavandrefy hatreo amin' ny tendron-drantsantanana iray ka hatramin' ny filefitry ny kihon' ny tanana ilany (refy latsaka hakiho no halavany) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ am-pamolahana ] Une brasse moins une coudée [2.415]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/19