Teny iditra amonjena (vonjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra izay amonjena anareo koa, raha tananareo tsara araka izay teny notoriko taminareo, raha tsy nino foana ianareo. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : amonjena, amonjeko, amonjenao, amonjeny, amonjentsika, amonjenay, amonjenareo, amonjen', amonjen-, amonjem-, amonje-
Ny lasa : namonjena, namonjeko, namonjenao, namonjeny, namonjentsika, namonjenay, namonjenareo, namonjen', namonjen-, namonjem-, namonje-
Ny hoavy : hamonjena, hamonjeko, hamonjenao, hamonjeny, hamonjentsika, hamonjenay, hamonjenareo, hamonjen', hamonjen-, hamonjem-, hamonje-
Filaza mandidy : amonjeo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20