Teny iditra amindran > amindrana (findra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Nanomboka nianatra izahay ny alatsinainy nanaraka : hira ilaharana sy amindrana ary andihizana. [2.332]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : amindrana, amindrako, amindranao, amindrany, amindrantsika, amindranay, amindranareo, amindran', amindran-, amindram-, amindra-
Ny lasa : namindrana, namindrako, namindranao, namindrany, namindrantsika, namindranay, namindranareo, namindran', namindran-, namindram-, namindra-
Ny hoavy : hamindrana, hamindrako, hamindranao, hamindrany, hamindrantsika, hamindranay, hamindranareo, hamindran', hamindran-, hamindram-, hamindra-
Filaza mandidy : amindrao
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra amindran > amindram-po (findra, fo)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy [ amindra fo ] [1.2]
Ohatra Amindran' Andriamanitra fo ny mpanota (Dieu est misérocordieux envers les pêcheurs [1.3]

Fivaditsoratra