Teny iditra | amboramangidy | |
Singan-teny | ambora ; mangidy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hazo izay mangidy fatratra ny voany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [mangidy, bitter.] Name of a shrub. Tambourissa sp. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (d' ambora (1) et mangidy = amer). Tambourissa parvifolia Baker, Tambourissa purpurea (Tul.) A. DC. et Tambourissa rota Baker (Monimiaceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Tambourissa parvifolia, Tambourissa purpurea, Tambourissa rota | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |