Teny iditra |
aloy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Betsimisaraka, Sihanaka]
Moka [1.78]
|
| Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A species of gnat or mosquito. In the provinces it means mosquitos in general [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Moucheron [2.415]
|
| [Tankarana]
Moustique. (mòko). [1.19]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
aloy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | The name of a small bird [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
aloy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | Fig. small, minute [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui est très petit [2.415]
|
|