Teny iditra aloiloy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A gnat, a small fly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Moucheron. [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra aloy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31