Entrée aloalon-tany aman-danitra (alo, tany, amana, lanitra)
Partie du discours locution
Explications en malgache Teny nilazan' ny Ntaolo ny razana izay noheveriny ho mpanelanelana amin' Andriamanitra sy ny olombelona, na ireo mpanelanelana amin' Andriana sy ny vahoaka (jereo alo) [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31