Teny iditra | alika maty | |
Singan-teny | alika ; maty | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty itỳ; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k' itỳ!: mba tena mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k' itỳ! [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |