Teny iditra albasitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bato fotsy manganohano: Tavoara albasitra [1.1]
Voambolana 
Renianarana vato
Anarana iray reny diamondra, falia, jabilao, karanana, karangana, marbra, sokay, solaitra
Ny fihaviany Frantsay: albâtre.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24