Teny iditra | ala velona | |
Singan-teny | ala ; velona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Alananahary tsy mbola nisy nitrandraka na nikapa [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Forêt vierge, forêt primaire [1.13] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ala velona io | |
Fivaditsoratra | ala velona, lelavoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/10 |