Teny iditra akoralava
Singan-teny akora ; lava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [lava, long.] A prolonged or continuous shout. [1.2]
 Prolonged or continuous shouting; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Acclamations sans fin [1.8]
Ohatra 
1Akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray! [2.587]
2Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava. [2.508]
3Akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy. [2.643]
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31