Teny iditra akatony (katona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akatona [fitanisana]
Ohatra 
1Akatony ny varavarana fa misy rivotra [1.1]
2Tandremo, fa rahefa tonga ny iraka, dia akatony ny varavarana, tereo amin' ny varavarana izy. [2.996]
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/25