Teny iditra akatamaimbo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry mampandositra ny bibikely toy ny parasy, hao, sns... (Croton maroravina) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (de akata, et maimbo = puant, qui sent mauvais).
[Tandroy]  : Croton moraharivensis Leandri (Euphorbiaceae) [1.196]
Anarana siantifika Croton moraharivensis
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31