Teny iditra | ajofo (jofo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aingaina, asamboaravoara, aely: Najofon' ny rivotra ny vovoka ka ditsoka daholo izahay rehetra [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ajofo, jaofo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |