Teny iditra ahitsio (hitsy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahitsy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ampanaraho hitsy iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Alignez [1.13]
Ohatra 
1Ahitsio itý lalana itý [1.1]
2Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1]
3Ahitsio tsara ny vato rehetra (Alignez bien toutes les pierres) [1.3]
4Ahitsio io hazo meloka io (Redressez ce bois qui est de travers) [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31