Teny iditra ahatrarana (tratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra Mora anarana ny hoe Zatovon' Iarivo, fa asa soratra ihany no ahatrarana azy. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahatrarana, ahatrarako, ahatraranao, ahatrarany, ahatrarantsika, ahatraranay, ahatraranareo, ahatraran', ahatraran-, ahatraram-, ahatrara-
Ny lasa : nahatrarana, nahatrarako, nahatraranao, nahatrarany, nahatrarantsika, nahatraranay, nahatraranareo, nahatraran', nahatraran-, nahatraram-, nahatrara-
Ny hoavy : hahatrarana, hahatrarako, hahatraranao, hahatrarany, hahatrarantsika, hahatraranay, hahatraranareo, hahatraran', hahatraran-, hahatraram-, hahatrara-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19