Teny iditra afo nandoro ny lambako io
Singan-teny afo ; mandoro ; lamba
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zavatra efa nahavoa ahy io ka tandremako tsara amin' ny sisa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24