|
|
|
|

Teny iditra1  aferontany
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: ahitra
4  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  5  Karazan-javamaniry ohatra ny ahitra, mangidy aoka izany ny tsirony, fanao ody kohaka (Mollugo nudicaulis) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  A small herb, a decoction of which is drunk as a remedy for whooping cough. Mollugo nudicaulis. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Petite plante très amère. Mollugo nudicaulis [1.3]
8  (de afero = fiel et tany = terre ; "fiel de la terre" ; nom dû à l'extrême amertume de ces plantes). [1.196]
9  Mollugo nudicaulis Lam. (Molluginaceae). Excellent antispasmodique, antitussif, surtout dans la coqueluche et toux quinteuses des enfants. Voir Rakoto Ratsimamanga, Boiteau, Mouton : Éléments de Pharmacopée Malagasy, notice 9 (1969). [1.196]
10  Tachiadenus carinatus (Desr.) Griseb. (Gentianaceae). Voir aferombohitra. [1.196]
Singan-teny  11  afero, tany
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02