Teny iditra | ady antsanga | |
Singan-teny | ady ; antsanga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Adin' ny samy mahery am-bava, ny samy vavàna [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [antsanga, a heap of sand or earth thrown up by a torrent.] Wrangling; noisy, trifling, and unmeaning contention; angry bickerings that lead to no charges in law. [1.2] | |
Tovy hevitra | ady an-tsena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |