Teny iditra adoroboka (doroboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao midoroboka be ambany sy mirebareba: Aza adoroboka toy izao ny akanjonao, Raivo, fa mba ataovy etiety fohifohy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adoroboka, adoroboko, adorobokao, adorobony, adorobotsika, adorobokay, adorobokareo, adorobok', adorobo-
Ny lasa : nadoroboka, nadoroboko, nadorobokao, nadorobony, nadorobotsika, nadorobokay, nadorobokareo, nadorobok', nadorobo-
Ny hoavy : hadoroboka, hadoroboko, hadorobokao, hadorobony, hadorobotsika, hadorobokay, hadorobokareo, hadorobok', hadorobo-
Filaza mandidy : adorobohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05