Teny iditra | adiady (ady) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fifamalivaliana kely matetika, tsongotsongo teny, fifandrozandrozanana matetika: tsy ilaozan' adiady ireo mpianatra ireo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif diminutif] [1.3] | |
Ohatra | Fo mamelovelon'ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin'izy mianadahy avy
[2.470] | |
Fivaditsoratra | adiady, adidia, diadia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02 |