Teny iditra Vigna
Sokajin-teny anarana
unk: Vigna angivensis : avoko, fokotsaramaso, kifoka, kimaotsa
Vigna capensis : olana
Vigna catjang : voanimba
Vigna luteola : vahimbibilava
Vigna sinensis : antsiroke, bozy, langom-boanemba, lojy, lozy, tsiaridrafy, voanemba, voanimba
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/13