Teny iditra Salvia
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Salvia coccinea afolava, sangasanga, sangasanganandevolahy
Salvia cryptoclada kanda, tsiparapandy
Salvia goudotii kanda
Salvia leucodermis ahibano, kanda, kandafotsy, kizanozano, laingomenanala, panda, tsiparanda, tsiparapandy
Salvia parvifolia kanda, tsiparapandy
Salvia perrieri kanda, tsiparapandy
Salvia porphyrocalyx kanda, kandamainty, tsiparapandy
Salvia sessilifolia kanda, tsiparapandy
Salvia splendens lelanamboanoana
Ohatra Ny genera sasany dia Oeymitm, Pleetranthnt, Leneas, Salvia, Staehys. [1.357]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21