Teny iditra saba
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Se hâter, s'empresser: Saba ty fia reo lafa mahita ty aofa eñe (Les poissons se précipitent quand ils voient l’appât) [1.68]
Sampanteny 

Teny iditra saba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Vilany vy fandrahoam-bary [1.78]
 Vilany be vava boribory fandrahoana vary [1.1]

Teny iditra saba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] varahina [1.78]
  [Taisaka] firaka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Cuivre [1.82]
  [Vezo] Bronze, cuivre: Sajoa saba (Cruche en cuivre) [1.68]
 Alliage de cuivre [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra Saba
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Saba comorensis vandribanga
Voambolana 

Teny iditra Sabà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Sabà [2.996]
 Sheba [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Sheba [2.996]
Ohatra nanantena azy ny mpandeha avy any Saba. [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21