Teny iditra Pycreus
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Pycreus albomarginatus fiandrilavenomamita, mikahana
Pycreus commersonii tavelavodianala, tavolavadianala
Pycreus ferrugineus serasera, seraseranalika, tavelavody, zama
Pycreus mundtii ahibita, serasera
Pycreus polystachyos fitohizambalala, fitoiakolatsa, moita, tavelavody, zama
Pycreus propinquus tavelavody, telorirana
Pycreus tremulus trinkeronkerana, tsikerankerana, volodina, zama
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/13