Teny iditra p
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Tarehintsoratra fahadimy ambin'ny folo ary renisoratra fahiraika ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny f miova ho p: sarotra fantarina = saro-pantarina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La quinzième lettre et onzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Kamban-teny 
Mpanahaka   ~ abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra P
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  Fôsfôrô. Singa mivaingana, faha-15 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Phosphorus. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Phosphore. [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14