|
|
|
|

Teny iditra1  Exacum
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Exacum emirnense  maitsoririnina, mangavelona, tamborilahy
5  Exacum humbertii  aferontanihazo
6  Exacum quinquenervium  felamanga, kingatsanondry, kitsanganandry, maninombe, taolanamalona, tsingatsanondry
7  Exacum quinquenervium var. linearifolium  tamborikitila
8  Exacum sp.  longodriaka
9  Exacum subacaule  tentamombohitra
10  Exacum tsimihety  aferontanihazo

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15