Teny iditra Cissampelos
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Cissampelos madagascariensis vahimavany
Cissampelos pareira bohivory, boriravina, hamafana, kililovavy, orovy, pamafana, vahemboatavo, vahenosy, vahifotsy, vahilenta, vahivoraka, vahivoriravina, vahivory, voaravina, voaravinaviavy, vohiravina, voriravina
Ohatra Ny anaran' ny Voriravina dia Cissampelos Pareira, Linn. [1.357]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21