Teny iditra Cannabis
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Cannabis indica ahitsandriana, angafo, beanjia, djamala, faneserena, jamala, katrina, manesetsa, maosy, mosy, rongonivavy
Cannabis sativa ahibola, ahimanga, ahitsandriana, jea, jia, jiajia, mahogo, rongonilahy, rongony, soroma
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18