Fizahan-teny

Ohabolana : vahatra

Ohabolana 1Lambo an’ ala vahatra an’ ala : izy fokony tsy famola-kongotra. [1.147 #L13]
Lambo añ-ala, vahatra añ-ala; izy mihavana tsy famolak' ongotra. [2.165]
Fanazavana malagasyNy lambo any an-ala, ny vahatra (vahatra hazo) any an-ala, mpihavana izy ka tsy hifamola-tongotra. [2.165]

Fizahan-teny