Fizahan-teny

Ohabolana : sakaitany

Ohabolana 1Sakaitany natao aody vazana: sady aody hanitranitra. [1.147 #S18]

Ohabolana 2Sakaitany ny olona : laha tsy tohin-tsy manitra. [1.147 #S20]

Fizahan-teny