Fizahan-teny

Ohabolana : mivadikadika

Ohabolana 1Mivadibadika toa lela may. [2.974 #77]
Mivadibadika, toy ny lela may. [2.653 #1912]
Mivadikadika karaha lela may. [1.147 #M122]
Dikanteny frantsayTourner et virer comme une langue qui s’est brûlée. [2.974 #77]

Ohabolana 2Mivadikadika ny ravim-boaseva : mason’ a mpiaro manela-potsy. [1.147 #M123]

Fizahan-teny