Fizahan-teny

Ohabolana : mitaraikiraiky

Ohabolana 1Tsy mety raha mitaraikiraiky, sahala amin' ny andevom-behivavy. [2.558 #4650]
Tsy mety raha mitaraikiraiky, toy ny andevom-behivavy. [2.653 #3467]

Fizahan-teny