Fizahan-teny

Ohabolana : misintaka

Ohabolana 1Moana misintaka : tsy efan-kabary fa rintondrintona ihany. [2.558 #2537]

Ohabolana 2Vady misintaka, ka mitsanga-miankina ihany na mba mandroso aza. [2.558 #313]

Ohabolana 3Vady misintaka naterin-drafozana : aza miamboho saotra fa tian' olona. [2.558 #314]

Fizahan-teny