| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana 1 misy ny teny hoe : mihobankobana
|
|
|
| Ohabolana 1 | Ny mihobankobana no lamokany, fa ny manahaka an-drainy no zanany. [2.415 #988, 2.653 #2349]
Ny mihobankobana no lamokany, ka ny manahaka an-drainy avy no tsy ho zanany. [2.558 #3148]
|
| Dikanteny frantsay | Ce qui s' agite dans sa coque, c' est l' oeuf gâté et non éclos ; mais c' est l' enfant qui est l' image de son père. [2.415]
|
| Fanazavana frantsay | Les vrais enfants, ce sont ceux qui continuent leurs parents. [2.415 #988]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|