Fizahan-teny

Ohabolana : manoha

Ohabolana 1Tsy misy volo manoha randrana, na vato manoha riana. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa tsy misy manohitra izay atao sy heverina fa milamina tanteraka hatrany. [1.1]

Fizahan-teny