Fizahan-teny

Ohabolana : lamban-goaika

Ohabolana 1Akanjon-goaika, ka vita fony kely. [2.165 #1288]
Akanjon-goaika : vita fony kely. [2.653]
Akanjon-goaika : vita hatry ny fony kely. [2.558]
Lamban-goaika : vita fony kely. [2.653 #1311]
Lamban-goaika : vita hatry ny fony kely. [2.558 #1710]
Dikanteny frantsayLe plumage (litt. habit) d' un corbeau, il l' a eu depuis tout petit. [2.165]
Fanazavana frantsayLe corbeau de Madagascar a la gorge blanche. [2.165]

Fizahan-teny