Fizahan-teny

Ohabolana : kakazo

Ohabolana 1Kakazo mandry tsy velezim-baratra. [1.147 #K6]

Ohabolana 2Kakazo maro tanantanana tsy ilatsaha-mananika. [1.147 #K10]

Ohabolana 3Kakazo mirona tsy lavon-drivotra. [2.165]
Fanazavana malagasyHazo mirona tsy lavon-drivotra. [2.165]

Ohabolana 4Kakazo nanihim posa : ny dian-tanany arahin’ ny tongony. [1.147]

Ohabolana 5Kakazo nititezim-barika : tsy ary voatety aby. [1.147 #K8]

Ohabolana 6Kakazo tokana tsy ala; tondro tokana tsy mahazo hao. [1.147 #K9]

Fizahan-teny