Fizahan-teny

Ohabolana : hira

Ohabolana 1Hira va iny ka ilana pitsony? [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza zavatra tsy ilana angesongesony, na fitandremana, fa tsorina amin' izao. [1.1]

Ohabolana 2Miolakolaka ny mpiventy hira, ka sarotra arahina. [2.165 #1325, 2.415 #5560]
Miolakolaka ny mpiventy ka sarotra arahina. [2.558 #2355]
Dikanteny frantsayCelui qui conduit le chant fait beaucoup de fioritures (litt. de détours) et alors on le suit difficilement. [2.165]
Le chef du chant fait beaucoup de fioritures, et il est difficile de le suivre. [2.415 #5560]

Fizahan-teny