Fizahan-teny

Ohabolana : bitsibitsika

Ohabolana 1Bitsibitsiky ny lava nify, ny lavitra indray no mandre aloha. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza izay rehetra toa bitsibitsihina, nefa henon' ny olona lavidavitra ny tena ihany. [1.1]

Fizahan-teny