Fizahan-teny

Ohabolana : asesy

Ohabolana 1Tovovavy nasesin’ anakandiana : an-tanàna miharan-draha. [1.147 #T112]

Ohabolana 2Tsiniary nasesin’ anakandiana : an-tanàna fanovokovoka. [1.147 #T147]

Ohabolana 3Vady afaka tsy asesy. [1.147 #V1]

Fizahan-teny