Fizahan-teny

Ohabolana : afefy

Ohabolana 1Aza manao ranomaso afefy heloka. [2.165 #1090, 2.653 #490]
Ranomaso afefy heloka. [2.415 #6433]
Ranomaso manentsin-keloka. [2.415 #6433, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona nanao ratsy ka mitomany ambony ihany na dia mbola tsy voakapoka na voateny akory aza. [1.1]
Dikanteny frantsayLarmes versées pour cacher la faute. [2.415 #6433]
Ne versez pas des larmes pour vous soustraire aux conséquences de votre faute (en simulant ainsi l' innocence). [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui se plaignent et qui pleurent pour éviter la punition de leurs fautes, les femmes, les enfants. [2.415 #6433]

Fizahan-teny