Fizahan-teny

Ohabolana : afa-dratsiaina

Ohabolana 1Mijalijaly am-pitoerana, hoatry ny zaza tsy afa-dratsiaina. [2.415 #5918]
Mijalijaly am-pitoerana, ohatra ny zaza tsy afa-dratsiaina. [2.653]
Mijalijaly ohatra ny zaza tsy afa-dratsiana. [2.558]
Dikanteny frantsayPiétiner sur place comme un enfant dont on n' a pas satisfait les caprices. [2.415 #5918]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui ne peuvent pas se procurer ce qu' ils désirent. [2.415 #5918]

Fizahan-teny