Toko sy andininy momba Tertolosa

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
Asa 24.1 And after five days Ananias the high priest descended with the elders, and with a certain orator named Tertullus, who informed the governor against Paul. Ary rehefa afaka hadimiana dia nidina Ananiasy mpisoronabe mbamin' ny loholona sasany sy Tertylo, mpandaha-teny anankiray, izay nanambara tamin' ny mpanapaka ny niampangany an' i Paoly. Nony afaka hadimiana, dia tonga i Anania lehiben' ny mpisorona sy ny loholona sasany, ary mpandaha-teny anankiray atao hoe Tertolosa, hiampanga an' i Paoly amin' ny governora. Cinq jours plus tard, le grand prêtre Ananie descendit avec quelques anciens et un avocat, un certain Tertullus, et, devant le gouverneur, ils se constituèrent accusateurs de Paul.
Asa 24.2 And when he was called forth, Tertullus began to accuse him, saying, Seeing that by thee we enjoy great quietness, and that very worthy deeds are done unto this nation by thy providence, Ary rehefa nantsoina izy, dia niampanga azy Tertylo ka nanao hoe: Nony nantsoina i Paoly, dia niampanga azy araka izao Tertolosa: Ry Félix tsara indrindra ô, ny fiadanana lehibe azonay taminao, sy ny fitondrana nanasoavanao ity firenena ity tamin' ny zavatra maro, Celui-ci fut appelé, et Tertullus entama l' accusation en ces termes : " La paix profonde dont nous jouissons grâce à toi et les réformes dont cette nation est redevable à ta providence,