Toko sy andininy momba Ezrì

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 27.26 And over them that did the work of the field for tillage of the ground was Ezri the son of Chelub: ary ny mpifehy ny mpiasa tany an-tsaha hiasa ny tany dia Ezry, zanak' i Keloba; Ezrì, zanak' i Keloba, no amin' ny mpiasa any an-tsaha, miasa ny tany; Responsable des ouvriers agricoles employés à la culture du sol : Ezri, fils de Kelub.