<-
->

1Kr / 1Kor 3:5 Who then is Paul, and who is Apollos, but ministers by whom ye believed, even as the Lord gave to every man? Koa inona moa Apolosy, ary inona moa Paoly? Mpanompo ihany izay nahatonga anareo ho mpino ireo, dia samy araka ny nomen' ny Tompo azy avy. Mpandraharaha nahatonga anareo ho mpino fotsiny ireo, samy araka izay nomen' ny Tompo azy avy. Qu' est-ce donc qu' Apollos ? Et qu' est-ce que Paul ? Des serviteurs par qui vous avez embrassé la foi, et chacun d' eux selon ce que le Seigneur lui a donné.