<-
->

Joe / Jl 3:1 For, behold, in those days, and in that time, when I shall bring again the captivity of Judah and Jerusalem, Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin' ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana; Ary rahefa afaka izany, dia indro fa handatsaka ny Fanahiko amin' ny nofo rehetra aho, ka ny zanakalahy aman-janakavavinareo haminany; ny anti-panahinareo hahita nofy, ny zatovonareo hahazo fahitana. " Après cela je répandrai mon Esprit sur toute chair. Vos fils et vos filles prophétiseront, vos anciens auront des songes, vos jeunes gens, des visions.
Joe / Jl 3:2 I will also gather all nations, and will bring them down into the valley of Jehoshaphat, and will plead with them there for my people and for my heritage Israel, whom they have scattered among the nations, and parted my land. Ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin' izany andro izany. Na dia ny mpanompolahy amam-panompovavy aza, handatsahako ny fanahiko amin' izany andro izany. Même sur les esclaves, hommes et femmes, en ces jours-là, je répandrai mon Esprit.
Joe / Jl 3:3 And they have cast lots for my people; and have given a boy for an harlot, and sold a girl for wine, that they might drink. Ary hanisy fahagagana eny amin' ny lanitra sy etý amin' ny tany Aho, dia rà sy afo ary setroka mitankosina. Haneho zava-mahagaga eny an-danitra sy ety an-tany aho, dia ra sy afo aman-tsetroka mitankosina. Je produirai des signes dans le ciel et sur la terre, sang, feu, colonnes de fumée! "
Joe / Jl 3:4 Yea, and what have ye to do with me, O Tyre, and Zidon, and all the coasts of Palestine? will ye render me a recompence? and if ye recompense me, swiftly and speedily will I return your recompence upon your own head; Ny masoandro hampodina ho aizina, ary ny volana ho rà, alohan' ny hahatongavan' ny andron' i Jehovah, izay sady lehibe no mahatsiravina. Ny masoandro hiova ho aizina, ary ny volana ho ra, alohan' ny hahatongavan' ny andron' ny Tompo, izay sady lehibe no mahatahotra. Le soleil se changera en ténèbres, la lune en sang, avant que ne vienne le jour de Yahvé, grand et redoutable!
Joe / Jl 3:5 Because ye have taken my silver and my gold, and have carried into your temples my goodly pleasant things: Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran' i Jehovah dia ho afa-mandositra; Fa ao an-tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema dia hisy sisa afaka, araka izay efa voalazan' i Jehovah, ary izay antsoin' i Jehovah dia ho isan' izay afa-mandositra. Ary na zovy na zovy hiantso ny anaran' ny Tompo, dia ho voavonjy; fa ao an-tendrombohitra Siona sy ao Jerosalema dia hisy fivorian' ny voavonjy araka ny voalazan' ny Tompo, mbamin' ireo eo amin' izay sisa velona, izay antsoin' ny Tompo. Tous ceux qui invoqueront le nom de Yahvé seront sauvés, car sur le mont Sion il y aura des rescapés, comme l' a dit Yahvé, et à Jérusalem des survivants que Yahvé appelle.
Joe / Jl 3:6 The children also of Judah and the children of Jerusalem have ye sold unto the Grecians, that ye might remove them far from their border.
Joe / Jl 3:7 Behold, I will raise them out of the place whither ye have sold them, and will return your recompence upon your own head:
Joe / Jl 3:8 And I will sell your sons and your daughters into the hand of the children of Judah, and they shall sell them to the Sabeans, to a people far off: for the Lord hath spoken it.
Joe / Jl 3:9 Proclaim ye this among the Gentiles; Prepare war, wake up the mighty men, let all the men of war draw near; let them come up:
Joe / Jl 3:10 Beat your plowshares into swords and your pruninghooks into spears: let the weak say, I am strong.
Joe / Jl 3:11 Assemble yourselves, and come, all ye heathen, and gather yourselves together round about: thither cause thy mighty ones to come down, O Lord.
Joe / Jl 3:12 Let the heathen be wakened, and come up to the valley of Jehoshaphat: for there will I sit to judge all the heathen round about.
Joe / Jl 3:13 Put ye in the sickle, for the harvest is ripe: come, get you down; for the press is full, the fats overflow; for their wickedness is great.
Joe / Jl 3:14 Multitudes, multitudes in the valley of decision: for the day of the Lord is near in the valley of decision.
Joe / Jl 3:15 The sun and the moon shall be darkened, and the stars shall withdraw their shining.
Joe / Jl 3:16 The Lord also shall roar out of Zion, and utter his voice from Jerusalem; and the heavens and the earth shall shake: but the Lord will be the hope of his people, and the strength of the children of Israel.
Joe / Jl 3:17 So shall ye know that I am the Lord your God dwelling in Zion, my holy mountain: then shall Jerusalem be holy, and there shall no strangers pass through her any more.
Joe / Jl 3:18 And it shall come to pass in that day, that the mountains shall drop down new wine, and the hills shall flow with milk, and all the rivers of Judah shall flow with waters, and a fountain shall come forth out of the house of the Lord, and shall water the valley of Shittim.
Joe / Jl 3:19 Egypt shall be a desolation, and Edom shall be a desolate wilderness, for the violence against the children of Judah, because they have shed innocent blood in their land.
Joe / Jl 3:20 But Judah shall dwell for ever, and Jerusalem from generation to generation.
Joe / Jl 3:21 For I will cleanse their blood that I have not cleansed: for the Lord dwelleth in Zion. Fa, indro, amin' ireo andro ireo sy amin' izany fotoana izany, raha hampodiko ny Joda sy Jerosalema avy amin' ny fahababoany, Dia hangoniko ny jentilisa rehetra ka ho entiko midina ao amin' ny Lohasahan' i Josafata, ary ao no hifandaharako aminy noho ny amin' ny Isiraely, oloko sy lovako, izay naeliny tany amin' ny jentilisa; Ary nozarazarainy ny taniko, Sady nanaovany loka ny oloko, dia zazalahy no nataony takalon' ny vehivavy janga, ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny. Ary ianareo koa, ry Tyro sy Sidona, sy ry tany Filistia rehetra, moa mampaninona Ahy akory ianareo? Hamaly Ahy va ianareo, sa hanahoana Ahy? Faingana dia faingana no hanatsingerenako ny nataonareo ho eo an-dohanareo, Noho ny natanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, sy ny nitondranareo ny zava-tsoako mahafinaritra ho ao amin' ny tempolinareo; Ary ny zanak' i Joda sy ny zanak' i Jerosalema dia namidinareo tamin' ny zanaky ny Grika, hamindranareo azy hanalavitra ny taniny. Indro, hofohaziko izy hiala ny amin' ny tany Izay nahaverezany noho ny nahalafosanareo azy, ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo, Ka hamidiko ho lasan' ny zanak' i Joda kosa ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ary hamidiny amin' ny Sabeana kosa ireny, dia ho an' izay firenena lavitra; Fa Jehovah no efa niteny. Antsoy any amin' ny jentilisa izany, miantsoa hanao ady masina, fohazy ny lehilahy mahery, aoka handroso ny mpiady rehetra ka hiakatra; Tefeo ho sabatra ny fangadinareo, ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka; Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho! Avia faingana, ianareo jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, dia ento midina ao ny maherinao, Jehovah ô. Hifoha ny jentilisa ka hiakatra ho ao amin' ny Lohasahan' i Josafata; Fa ao no hipetrahako hitsara ny jentilisa rehetra avy eny manodidina eny. Arosoy ny fijinjana, fa masaka ny vokatra; Avia ianareo, ka manosihose, fa feno ny famiazam-boaloboka, mihoatra ny vata fanantazana, fa be ny faharatsiany. He izany vahoaka mireondreona ao amin' ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron' i Jehovah ao amin' ny lohasaha fitsarana. Ny masoandro sy ny volana ho tonga maizina, ary ny kintana tsy hamirapiratra, Jehovah mierona ao Ziona, ary mampikotroka ao Jerosalema, ka hihorohoro ny tany aman-danitra; Fa Jehovah no fialofan' ny olony sy fiarovana mafy ho an' ny Zanak' Isiraely. Ary dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay monina ao Ziona, tendrombohitro masina; Dia ho masina Jerosalema, ary ny hafa firenena tsy mba handeha hamaky eo intsony. Amin' izany andro izany dia hipoipoitra ranom-boaloboka ny tendrombohitra, handriaka ronono ny havoana, ho feno rano ny lohasahan-driak' i Joda rehetra, ary hisy loharano hivoaka avy ao an-tranon' i Jehovah ka handena ny lohasahan-driak' i Sitima. Egypta kosa ho tonga tany lao, ary Edoma ho efitra foana, noho ny fampahoriana ny taranak' i Joda, dia ny nandatsahany rà marina teo amin' ny taniny. Fa Joda honenana mandrakizay, ary Jerosalema hatramin' ny taranaka fara mandimby. Ary hamaly ny rà marina izay tsy mbola novaliako Aho; Fa Jehovah monina ao Ziona.

<-
->