Teny iditra |
zana-bola
|
Singan-teny | zana- (zanaka) ; vola |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny vola aloan' ny mpisambotra ambonin' izay nosamboriny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Interest on money lent out [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Intérêt de l'argent prété [1.8]
|
| Intérêt [1.13]
|
Ohatra |
1 | Ny tahan' ny zanabola fanefana ny taratasimbolam-panjakana amin' ny ankapobeny dia tombanana ho.
[1.384]
|
2 | Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata.
[2.470]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|