Teny iditra | votry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Antonta; tranombitsika [1.78] | |
Tranom-bitsika izay miendrika dongon-tany kely etỳ ivelany [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Termites; a termite mound [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Termites; nid de termites [1.8] | |
Termite, termitière [1.13] | ||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Mpanahaka | vitsikazo | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny votry io | |
Sary | ||
Fivaditsoratra | trovy, vitro, votry |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |